|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 sosana
Fototeny  2sosa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9 sosaña
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany tamin havan-drazazavavy. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)12 Sosana
Sokajin-teny  13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  14Shushan. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  15Suse. [2.996]
Ohatra  16 Armenia sy Media sy sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy. [1.38]
Voambolana  17 Soratra Masina
Tovy hevitra  18sosa, sosa, sosa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19Toko sy andininy momba Sosana

Fivaditsoratra  20 Sosana, sosana, sosaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05