|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 sora- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe soratra |
| Ohatra |
3 Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana.
[2.643#84]
4 mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso. [2.117#4] |
| Teny iditra (2/4) | 5 sora |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena.
[Taisaka]
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 8 sora |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11streaked tenrec (Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus).
[5.en.https://www.tenrec.org] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12hémicentètes (Hemicentetes semispinosus).
[4.22] 13tenrec zébré. [5.fr.https://www.tenrec.org] |
| Voambolana | 14 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 15ambiko, tsora |
| Kamban-teny rehetra | 16Alasora |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 18 Sora |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20Shur.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21Shur.
[2.996] |
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23Toko sy andininy momba Sora |
| Fivaditsoratra | 24 raso, 25 saro, 26 Sora, sora |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|