|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 SIDA    
Sokajin-teny  2 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3Syndrome d' Immuno-Déficience Acquise. [3.1]
Ohatra  4 fa isan' ny ambany indrindra aty Afrika ny tahan' ny fisian' ny aretina sida (0, 95 - kanefa toa ambony kokoa noho izany ny tena tahan' ny fisian' io aretina io) [4.27#]
Voambolana  5 Fahasalamana
Mpanahaka  6 vih, 7 vih
Sary 

Teny iditra (2/2)8 Sida    
Sokajin-teny  9 anarana
Ohatra  10 ary koa amin' ny faritany rehetra: Lampsaka, ny Sparsiata, Delosa, Minda, Sisiona, Karia, Samosa, Pamfilia, Lisia, Halikarnasa, Roda, Faselisa, Kosa, sida, Aradosy, Gortina, Knida, Sipra, ary Sirena. [2.996#]
Voambolana  11 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Sida acuta  12tsindahoro
Sida cordifolia  13sepapaka, 14tsindahoro
Sida rhombifolia  15aika, 16kasindahorina, 17kisindahorina, 18kisindahoro, 19kitsindahoro, 20sandroky, 21sindahoro, 22sindahorona, 23singahory, 24tsimaitofangady, 25tsimatipangady, 26tsindahoro, 27tsindahorona, 28tsindahory
Sida urens  29satrikoefamaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02