|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ratompokovavy |
| Singan-teny | 2ra-, 3tompoko, 4vavy |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7feue.
[1.66, 1.5] 8la défunte, la regrettée. [1.5] |
| Ohatra |
9 ratompokovavy reninay (feue notre mère)
[1.66]
10 Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296] |
| Voambolana | 11 Teny fanajana |
| Tovy hevitra | 12itompokovavy, itompokovavy, itompokovavy |
| Tohi-kevitra | 13ratompokolahy, ratompokolahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|