|
|
|
|

Teny iditra1 Ratompokolahy
Singan-teny  2ra-, 3tompoko, 4lahy
Sokajin-teny  5 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7feu. [1.66, 1.5]
8le défunt, le regretté. [1.5]
Ohatra  9 ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. [2.643]
10 Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296]
Voambolana  11 Teny fanajana
Tovy hevitra  12itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy
Tohi-kevitra  13ratompokovavy, ratompokovavy
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02