|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ranavavy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [rañavavy] 3vavy antitra, rafotsy. [Taisaka, Tanala] [1.78]
[rañavavy] 4antibavy. [Taisaka] [1.78]
5vaviantitra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6an old woman. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7vieille femme. [1.13]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)9 ranavavy
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11mpanjakan-tantely. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12reine d'abeille. [1.13]
Voambolana  13 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (3/3)14 ranavavy
Singan-teny  15rana, 16vavy
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18reny omby, omby vavy. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  19a cow with no hump. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20vache descendant de celles introduits de France par Mr.
21Laborde. [1.3#505]
Voambolana  22 Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02