|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 moron-tsiraka |
| Singan-teny | 2morona, 3tsiraka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tany an-tsisin-dranomasina.
[1.1] [morontsiraka] 6sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7bord de la mer.
[1.3] [morontsiraka] 8côte littorale. [1.13] |
| Ohatra |
9 Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana.
[2.499]
10 Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471] |
| Voambolana | 11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 12moron-dranomasina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|