|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mivalana
Fototeny  2valana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mangery, miavela.
5Marary kibo ka mangery matetika. [1.1]
6marary kibo mipiriritra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7avoir la diarrhée. [1.13]
Ohatra  8 Lasa nivalana izy [1.1]
9 Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- mivalana izy io, Dokotera [1.1]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Voambolana  14 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)17 mivalana
Fototeny  18valana
Sokajin-teny  19 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mivalaña] 20manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike). [Tanala] [1.78]
21Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22descendre en aval. [1.13]
Haiendriteny 
23 Ny ankehitriny :
24 Ny lasa :
25 Ny hoavy :
26 Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  27miorike

Teny iditra (3/3)28 mivalàna
Fototeny  29valana
Sokajin-teny  30 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivalana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  31 manavaly, 32 manivala, 33 milavana, 34 mivalàna, mivalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05