|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny rahona ambony. [Tsimihety] [1.1]
4rahona. [Tambahoaka, Tanosy] [1.78]
Voambolana  5 Haitoetrandro

Teny iditra (2/2)6 Mika
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  8Micah: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  9Michée: un des livres de la Bible. [2.996]
Ohatra  10 Ny bokin' i mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [1.38]
Voambolana  11 Soratra Masina
Tovy hevitra  12mikea, mikea, mikea
Lahatsoratra  13Randzavola: Mika ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14 kima, 15 Makì, 16 maky, Maky, 17 mika, Mika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05