|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 mikea
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mihiaka, mihoraka: Mikea vona añambozoñy ny aombelahy i (Mihiaka mbola mifampitolona amin'ny ombilahy izy. [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/4)4 Mikea
Sokajin-teny  5 anaram-poko
Ohatra  6 Nony tany an' ala izy, nahita mikea izay. [2.606#]
7 Nisy anaram-poko mikea izay mitovy amin' ny anaram-poko malagasy hafa. [2.508#]
Voambolana  8 Tantara: firenena
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)10 Mikea
Sokajin-teny  11 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  12Micah: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13Michée: un des livres de la Bible. [2.996]
Voambolana  14 Soratra Masina
Tovy hevitra  15mika, mika, mika

Teny iditra (4/4)16 Mikea
Sokajin-teny  17 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18Micaiah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  19Michée. [2.996]
Ohatra  20 Ilay iraka lasa niantso an'i mikea dia niteny taminy nanao hoe: [2.996]
Voambolana  21 Soratra Masina
Tovy hevitra  22mikaia, mikaia, mikaia
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23Toko sy andininy momba Mikea
Lahatsoratra  24Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Mikea

Fivaditsoratra  25 maike, 26 mekia, 27 miake, 28 Mikea, mikea

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02