|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miferinaina |
| Singan-teny | 2mifery, 3aina |
| Sokajin-teny | 4 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[miferin-aina]
6to sigh, to groan, to grieve.
7utterly unable to be happy or comfortable.. [1.2#180] 8to be in great suffering. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9être dans la souffrance; souffrir.
[1.8] |
| Ohatra |
10 tsy miferin-aina aho fa serena nahoana hianao no lalin'endrika? [2.131] |
| Voambolana | 11 Ontam-po |
| Tsipelina hafa | 12miferin' aina, miferin-aina, miferitr' aina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|