|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mara
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Loko fotsy sy mainty mifanelanelana. [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  9maramara
Kamban-teny rehetra  10vahimaramadinika
Tsanganana sy sary iray takila  11 Ny Loko

Teny iditra (2/3)12 mara
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14maraorao, marokoroko. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)15 Marà
Sokajin-teny  16 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  17Marah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  18Mara. [2.996]
Voambolana  19 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  20Toko sy andininy momba Marà

Fivaditsoratra  21 Marà, mara, 22 Rama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05