|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 Mandiavato
Singan-teny  2vato
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  4 Nisy ankizy mpianatra avy any mandiavato nanofa trano tao akaikin' Antanisoa, tao Antanambao. [2.356#]
Voambolana  5 Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/3)6 Mandiavato
Singan-teny  7mandia, 8vato
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10Mandiavato. [3.1]
Voambolana  11 Haisoratra: mpanoratra

Teny iditra (3/3)12 Mandiavato
Singan-teny  13mandia, 14vato
Sokajin-teny  15 anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay  16caste de Hova peuplant le territoire d’Avaradrano-Nord-Est et qui eut leur chef-lieu à Ambohidrabiby. [1.11#229]
Ohatra  17 mandiavato, Ambohitrabiby no renivohiny. [2.528#]
18 i mandiavato no mivoha varavarana hidirany. [2.588#]
Voambolana  19 Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31