|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahavelona |
| Fototeny | 2velona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4ilain'ny aina.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5nutritif.
[1.13] 6qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. 7Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. 8Voir vahombe. [1.196] |
| Ohatra |
9 Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona.
[2.117#108]
10 Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262#] 11 Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. [2.606#118] |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 Mahavelona |
| Singan-teny | 14maha~, 15velona |
| Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
17 Tao mahavelona ihany no renivohiny.
[2.508#257]
|
| Voambolana | 18 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 19 Mahalevona, 20 mahavelona, Mahavelona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|