|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 lemaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Marin-tampona: Tany lemaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique). [1.3]
Ohatra  5 Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [2.472]
6 Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. [2.587#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)19 lemaka
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay. [1.1]
22velaran-tany mitovitovy tantana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  23flat land. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24terrain plat, plaine. [1.3]
25terrain plat. [1.8]
26plaine. [1.13]
Ohatra  27 Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [2.5]
Haiendriteny 
28 Tsotra :
29 Tovonana :
Voambolana  30 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  31 ankamarenana, 32 ankandemponana, 33 ankapetrahana, 34 deboka, 35 dembademba, 36 komakoma, 37 lembalemba, 38 lohasaha, 39 maharemana, 40 marintampona, 41 tamponketsa, 42 tanymarina
Kamban-teny rehetra  43Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)44 lemaka
Sokajin-teny  45 anarana
Fanazavàna teny malagasy  46velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  47plan. [1.13]
Voambolana  48 Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  49Fikambanana 17 amin' io teny io

Teny iditra (4/4)50 Lemaka
Sokajin-teny  51 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  52 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  53 lamake, 54 Lameka, 55 Lemaka, lemaka, 56 malake

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03