|
|
|
|

Teny iditra1 latsakemboka
Singan-teny  2latsaka, 3emboka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [latsak-emboka] 6an offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7cotisation. [1.13]
Ohatra  8 mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana; [2.114#]
9 Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12