|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalambe |
| Singan-teny | 2lalana, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[lalam-be]
5arabe malalaka sady voavoatra tsara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a main road.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7grande route, avenue.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Trano be miezinezina, lalambe migodana, mifanapatapaka sy miantsampy hatreny antenatenan' ny havoana, vahoaka mifanerasera toy ny hamonjy fety:
[2.499]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fitaterana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|