|
|
|
|

Teny iditra1 lahinjiro
Singan-teny  2lahy, 3jiro
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [lahin-jiro] 5vorodamba vonto-menaka ka arehitra ho jiro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [lahin-jiro] 6a wick. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [lahin-jiro] 7la mèche des lampes, des bougies. [1.8]
8mèche d'une lampe. [1.13]
Ohatra  9 lahinjiro maina no indreo mitsilopilopy efa madivadiva. [2.499#]
10 Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471#]
11 lahinjiro ngezabe toy ny sandry no nirehitra teo amboniny ka nanazava ilay efi-bato malalaka. [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02