|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 kabija
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Zazavavy kely manifinify sy maimaina; lavalava pintsampintsana ary madinika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Petite, mince, se dit des petites filles. [1.3]
Tovy hevitra  5bijabija

Teny iditra (2/3)6 kabija
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Karazan-javamaniry ahazoana tavolo (Tacca pinnatifida char.). [Sakalava]
9Anaran-kafa ilazana ny tavolo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10Plante à tubercule farineux; c'est le tavolo.
11Tacca pinnatifida; et Pilocarpus pinnatifidus. [1.3]
12Tacca pinnatifida J.R.
13Forst.
14& G.
15Forst.(Taccaceae).
16Le tubercule fournit une fécule appréciée appelée tavolo ou tavolo-kabija, aussi fine que celle qu'on connaît sous le nom d'arrow-root ; cité par Richardson, Grandidier, etc.. [Sakalava] [1.196]
17nom d'une plante, l'arrow-root, Tacca Pinnatifida. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  18 Irony hazo, irony hazo, irony hazo ery Ambohimiangara, ny voany voan-kofahofa, ny tahony tahon-kabija, ny raviny ravi-mahatsiahy; [2.857#]
Voambolana  19 Haizavamaniry
Tovy hevitra  20kabitso, tavolo
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)22 Kabija
Sokajin-teny  23 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  24 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  25 jibaka, 26 kabija, Kabija

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02