|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Itompokovavy |
| Singan-teny | 2i~, 3tompoko, 4vavy |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty.
[1.1] |
| Ohatra |
7 Ankizy dimy no zanany tamin'itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra.
[1.281]
8 Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro. [2.499] |
| Voambolana | 9 Teny fanajana |
| Tovy hevitra | 10ratompokovavy, ratompokovavy, ratompokovavy |
| Mpanahaka | 11 itompokolahy, 12 itompokolahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|