|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ikalakely |
| Singan-teny | 2Ikala, 3kely |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a familiar name for small girls.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6nom commun des petites filles.
[1.8] |
| Ohatra |
7 ikalakely izato e, dia tsy misy valaka aminao!
[2.470]
8 Iny ary hanalana hasosorana, hoy Fatakamana, sady nomeny lasiroa ikalakely. [2.499#] |
| Voambolana | 9 Fanampin' anarana (vavy) |
| Mpanahaka | 10 ikoto, 11 ikoto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|