|
|
|
|

Teny iditra1 Ikala
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a girl, a wench, a woman.
5It is also used for the female of animals, especially of fowls.. [1.2]
6a common name for women and girls, usually disrespectful, often used to form expressions of abuse. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs. [1.8]
Ohatra  8 ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy. [2.445#]
9 nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#]
Voambolana  10 Teny fanajana
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 alika, 13 Ikala, 14 ilaka, 15 kalay, Kalay, 16 laika, 17 liaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03