|
|
|
|

Teny iditra1 Idada
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  3 Niresaka tamin' idada izahay. [2.332]
4 Saiky idada hatrany no nitory. [2.356]
5 Ilazao idada tsy hitondra ny nofoko. [2.5]
Voambolana  6 Teny fanajana 7 Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 daday, 10 Idada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02