|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/9) | 1 harana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany.
[Betsimisaraka]
[1.78] 4Tendrombohitra vato: Haram-bato. 5Akoran-javatra mafy ary mangirangirana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a rocky place.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7grands rochers.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana.
[2.499#]
9 Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/9) | 13 harana |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/9) | 17 harana |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19Fitadiavana, fikarohana sy fihazana.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/9) | 24 haraña |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26hantsana amoron-drano, tevana.
[Betsileo]
[1.78] 27hantsana, tevana. [Tanala] [1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/9) | 29 harana |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano.
[Betsileo]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32corail..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 33 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 34haran-dranomasina |
| Teny iditra (6/9) | 35 harana |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
37akora.
[Taisaka, Tanala]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
38sea shells; an eggshell.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
39coquillage; coque des oeufs.
[1.8] |
| Voambolana | 40 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (7/9) | 41 harana |
| Sokajin-teny | 42 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
43(haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty.
[Betsimisaraka]
[1.78] 44faty maina. [Sihanaka] [1.78] |
| Teny iditra (8/9) | 45 harana |
| Sokajin-teny | 46 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
47a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained.
48Same as hazoharana.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
49(de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux.
50Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. 51On l'appelle aussi hazoharana .. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 52 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 53hazoharana |
| Teny iditra (9/9) | 54 Harana |
| Sokajin-teny | 55 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
56Haran.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
57Harân.
[2.996] |
| Voambolana | 58 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 59arana, aràna, arana |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 60Toko sy andininy momba Harana |
| Lahatsoratra | 61Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana |
| Fivaditsoratra | 62 haraña, Harana, harana, 63 rahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|