|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fotaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama.
4Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5mud, slime, bog. [1.2]
6mud. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7la boue. [1.8]
Ohatra  8 Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324]
9 mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  20 fotadrevo, 21 fotamalemy
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 17 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)24 fotaka
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [fôtaka] 26varatra: Latsaham-pôtaka. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  27a thunderbolt.. [1.2]
28lightning. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29la foudre. [1.8]
Haiendriteny 
30 Tsotra :
31 Tovonana :
Voambolana  32 Haitoetrandro

Fivaditsoratra  33 fotaka, 34 takofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02