|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 po-tany
Singan-teny  2poka, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5loza lehibe toy ny areti-mifindra mahazo ny mponina rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6littéralement qui frappe la terre; calamité publique, maladie épidémique. [1.3#490]
7une calamité publique, c' est un malheur qui frappe la terre. [2.415]
8maladie épidémique. [1.54]
Voambolana  9 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)10 -potany
Sokajin-teny  11 endritenin' ny hoe fotaka

Fivaditsoratra  12 pañito, 13 po-tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12