|
|
|
|

Teny iditra1 Foloalindahy
Singan-teny  2folo, 3alina, 4lahy
Sokajin-teny  5 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  6anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena.
7(Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the one hundred thousand men, which is the name given to the army.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9cent mille hommes.
10On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats. [2.415]
Ohatra  11 Tsy ravàna ny foloalindahy fa ampitomboina. [2.508#]
12 Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy! [2.298#]
Voambolana  13 Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12