|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fofon' aina |
| Singan-teny | 2fofona, 3aina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[fofon-aina]
6The breath; lit.
7the breath of life.. [1.2] |
| Ohatra |
8 ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao [2.131] |
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 10 fofoanina, 11 fofon' aina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|