|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famantarandrivotra |
| Singan-teny | 2famantarana, 3rivotra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[famantaran-drivotra]
6A weather-cock..
[1.2] |
| Voambolana | 7 Fitaovana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|