|
|
|
|

Teny iditra1 Cissus    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cissus antandroy  4nonotandraka
Cissus auricoma  5famakientana, 6takifitra, 7takifoky, 8takifotra, 9tamenaka, 10valombohoka, 11voaloboka, 12voalobokala
Cissus bosseri  13lavasoa, 14lelatandrakamena, 15voalobokala
Cissus coursii  16voantangazo
Cissus floribunda  17bedia, 18vahindranavavy, 19vahindronovavy
Cissus glossopetala  20voalobokala, 21voalombo, 22voatangazo
Cissus humbertiana  23kitohy, 24sandratohy
Cissus laza  25laza
Cissus lemurica  26vahimalefaka, 27vahimalemy, 28vahivoraka, 29voataitso
Cissus microdonta  30famakitakotra, 31takotako, 32voafamaketa, 33voafamakientana, 34voalobokala, 35voalombofotsy, 36voalombona
Cissus microdonta f. deltoidea  37tsimahalatsaka
Cissus quadrangularis  38kitohitohy, 39tohitohy
Cissus rhodotricha  40nonontandraka, 41nonotandraka, 42sarivoalombo, 43tamboromboro, 44vahiloboka, 45vahilombo, 46valombona, 47voalobokala
Cissus sagittifera  48lelatandrakafotsy
Cissus sulfurosa  49vahintamboro, 50valombohoka, 51voalobokala

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/03