|
|
|
|

Teny iditra1 Cissampelos    
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 Ny anaran' ny Voriravina dia cissampelos Pareira, Linn. [1.357#]
Voambolana  4 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cissampelos madagascariensis  5vahimavany
Cissampelos pareira  6bohivory, 7boriravina, 8hamafana, 9kililovavy, 10orovy, 11pamafana, 12vahemboatavo, 13vahenosy, 14vahifotsy, 15vahilenta, 16vahivoraka, 17vahivoriravina, 18vahivory, 19voaravina, 20voaravinaviavy, 21vohiravina, 22voriravina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04