|
|
|
|

Teny iditra1 vahimavany
Singan-teny  2vahy, 3mavany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5Plante grimpante dont on se servait pour donner du courage aux taureaux.
6Gouania pennigera, Tulsn. [1.3]
7(de vahy : liane et mavany : hardi, qui donne de l'agressivité ; allusion à l'emploi en infusion pour « donner du courage » aux taureaux de combat).
8Gouania mauritiana subsp.
9pannigera
(Tul.) H.Perrier (Rhamnaceae), étant l'espèce la plus employée pour stimuler les taureaux, les rendre furieux. [Merina, Betsileo]
10Cissampelos madagascariensis Miers (Menispermaceae), plante riche en alcaloïdes, servait pour ce même emploi. [Tanosy] [1.196]
Ohatra  11 Marihina fa tsy rano masina ihany no alain' izy ireo fa misy zavatra vitsivitsy koa alainy amin' izany diany rzany: vatan' akondro, hasina, zahana, vahimavany, volotara, hafopotsy. [2.436#]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13