|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
4 Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78]
5 [Tanala] [1.78]
6 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 weeding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 sarclage [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)23  ava
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
Ohatra  26  fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba. [1.406#]
Sampanteny 
Anarana :
Tohi-kevitra  28 erà
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)30  Avà
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  32 Ivah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  33 Ivva [2.996]
Voambolana  34  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  35 Toko sy andininy momba Avà

Fivaditsoratra  Avà, ava

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04