|
|
|
|

Teny iditra (1/10)1 ana-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe anaka

Teny iditra (2/10)3 ana-
Sokajin-teny  4 endritenin' ny hoe anana

Teny iditra (3/10)5 ana
Sokajin-teny  6 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid. [1.3#34]
Kamban-teny rehetra  10sokina ana

Teny iditra (4/10)11 ana
Sokajin-teny  12 mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là). [1.3#35]
15Idée de possession. [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (5/10)18 ana
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20vary. [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  21 Haizavamaniry: ahitra

Teny iditra (6/10)22 ana
Sokajin-teny  23 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24miantsoroka. [Taimoro] [1.78]
Tovy hevitra  25miana

Teny iditra (7/10)26 anà
Sokajin-teny  27 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  28anao. [Betsimisaraka] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  29 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (8/10)30 ~ana
Sokajin-teny  31 tovana [Fitanisana]

Teny iditra (9/10)32 a~na
Sokajin-teny  33 tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Teny iditra (10/10)34 Anà
Sokajin-teny  35 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  36Anah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  37Ana. [2.996]
Voambolana  38 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39Toko sy andininy momba Anà

Fivaditsoratra  40 Anà, anà, a~na, ana, ~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05