|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankitiny |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3marina.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4proper, suitable.
5Same as marina or mahitsy.. [Provincial] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[ankitiñy]
6vrai, vraiment, absolument, vérité.
[Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
| Ohatra |
7 Izikoa ankitiny anao maneky lehilahy tsy miteraka, ampodiàna sevalin' ny mahangy ty aroe, alà ninao araiky.
[2.150#166]
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|