|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 andre |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tenim-piontanana milaza:.
4-- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka?. 5-- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka!. 6-- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay!. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7an expression of astonishment.
8See adre, odre.. [1.2] |
| Teny iditra (2/5) | 9 andre |
| Sokajin-teny | 10 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11moa? Va? Angaha?.
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 12andra |
| Teny iditra (3/5) | 13 andre |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Voambolana | 16 Haibiby: mampinono |
| Tsipelina hafa | 17andrehy |
| Teny iditra (4/5) | 18 Andre |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20Andrew.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21André.
[2.996] |
| Ohatra |
22 Dia lasa Filipo nilaza tamin'i andre ka dia i andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso
[2.996]
|
| Voambolana | 23 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 24andrea, andrea |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 25Toko sy andininy momba Andre |
| Teny iditra (5/5) | 26 André
![]() |
| Sokajin-teny | 27 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 28 Andre, andre |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|