Teny iditra Andrea
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (tantara)
Dikanteny anglisy   Andrew [Baiboly]
Dikanteny frantsay   André [Baiboly]
Voambolana  
Ohatra   Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [Baiboly, Marka 3:16-19]
Ny mpianany anankiray, dia Andrea, rahalahin'i Simona Petera, nilaza taminy hoe: [Jaona 6:8] [Baiboly]

Nohavaozina taminy 2012/03/23
Takela isoratana ny soso-kevitrao