|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 Andringitra
Singan-teny  2ringitra
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [anDRINgitra aVAratra] [1.10]
4tendrombohitra tomandavana, ery avaratr' Antananarivo sady tazana avy eto; atsimon atsinanan' i Fihaonana; tsy lavitra an' i Lohavohitra (1716 m).
5Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. [Andringitra avaratra]
Fanazavàna teny frantsay  6montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays. [2.165]
Voambolana  7 Haitoetany: temdrombohitra, saha
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9 Andringitra
Singan-teny  10ringitra
Sokajin-teny  11 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [anDRINgitra aTSImo] [1.10]
12tendrombohitra tomandavana ao atsimo atsinanan' i Betsileo atsimo ary hoatra ny mandabe mampisaraka azy amin' ny Tanala izay ao atsinanany.
13Ny anarany hoe Andringitra dia mampiseho fa be toerana tsy voasarona ala izy. [Andringitra atsimo]
Fanazavàna teny frantsay  14(du sud), massif au sud de Fianarantsoa, le second de l'Île après le Tsaratanana par l'altitude des sommets et l'étendue des terres au dessus 2.000 mètres.
15L'accès en est difficile; il est décrit par une courbe régulière depuis Ambondrombe jusqu'aux environs d'Ivohibe, s'élargit dans son milieu et présente, sur les deux côtés, de puissants contreforts.
16Le point culminant est le Boby (2 660 m.), le second sommet de l'Île.
17
Boby2 660
Soaindra2 630
Andohantsifotra2 587
Ivangomena2 566
Ivohibe1 996
Rainipenaka1 517
Vohibory1 472
. [1.11]
Voambolana  18 Haitoetany: temdrombohitra, saha
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02