|
|
|
|

Teny iditra1 fihaonana
Fototeny  2haona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana.
5Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning.. [1.2]
7a meeting; a meeting place. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8jonction. [1.8, 13]
9rencontre. [1.8]
10intersection. [1.13]
Ohatra  11 Famangiana ihany no anton' ny fihaonana. [2.366#53]
12 ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy. [2.643#98]
13 Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka. [2.366#78]
14 Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny. [2.472]
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  16 fiahonana, 17 fihaonana, 18 ifonahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08