|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsiraka |
| Fototeny | 2tsiraka |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[an-tsiraka]
4amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5in the coastal regions.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6dans les régions côtières.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana.
[2.5#]
|
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|