|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 am- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe any |
| Ohatra |
3 Miteny am-pahendrena aho
[2.270#139]
4 Maty ny afo tao am-patana [2.470#148] 5 Indrisy, hoy izy, nivetso ao am-po [2.895#110] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 7 ~am~ |
| Sokajin-teny | 8 tsofoka [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/4) | 9 am
![]() |
| Sokajin-teny | 10 endritenin' ny hoe to be |
| Ohatra |
11 and I am helped (ka voavonjy aho)
[2.996]
12 Eh, I am here, papa (E, ato aho, baba) [2.150] |
| Teny iditra (4/4) | 13 Am
![]() |
| Sokajin-teny | 14 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Singa mivaingana, faha-95 amin'ny fisokajiana miherina..
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16americium.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17américium.
[3.1] |
| Voambolana | 18 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|