|
|
| | | | |
|
| : arira |
| Rabearivelo Jean-Joseph : Presque-Songes – Sari-Nofy | ||
|
86 | Angano, angano, arira, arira... tsy tambo ny angano izay mahazohy ny toera-nitsirian'ny vahy mandeha ka tonga mandadina ny hazo rehetra : tsy tambo ny arira izay manodidina ny tena nahafoizan'ity voron-tsy àry izay mirefarefa di miainga indray; |
|
|