|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tsindrim-barotra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ondrilahy natao tsindrim-barotra : lehibe ihany fa afa-boninahitra. [2.558 #3453] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra, ka lehibe fa tsy mba lohany. [2.558 #4584]
Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra : lehibe tsy mba lohany. [2.653 #3404] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|