| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : tombon-dalana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Tombondalana no an' ny maty, fa ny lalan-kiraisana ihany [1.1 #525]
|
| Fanazavana malagasy | enti-milaza ny fahafatesana mpahazo ny manana aina, izay samy mbola hodiavin' ny sisa rehetra ihany koa [1.1 #525]
|
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : tombondalana