| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : Rainilezafy
|
|
|
| Ohabolana 1 | Mitatatra ho an-dRainilaizafy. [2.415, 1.1]
Mitatatra ho an-dRainilezafy. [2.558 #2447]
|
| Fanazavana malagasy | Miasa fotsiny tsy mahazo karama; miasa jamba rafozana. [1.1]
|
| Dikanteny frantsay | Creuser des canaux de rizières pour Rainilaizafy, c' est se donner de la peine pour que d' autres en aient le fruit. [2.415 #3857]
|
| Fanazavana frantsay | Allusion à un homme connu pour cela ; proverbe analogue au français : travailler pour le roi de Prusse. [2.415 #3857]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|