|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : paiso | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Raha indrindra ho lany ihany ny paiso an-kady, avelao mba hirotsaka Ilambosalama. [2.415 #733]
Raha indrindra ho lany ihany ny paiso an-kady, dia avelao mba hirotsaka Ilambosalama. [2.558 #3584] Raha indrindra ho lany ihany ny peso an-kady, avelao mba hirotsaka Ilambosalama. [2.165 #639, 2.653] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Du moment que les pêches qui sont dans le fossé doivent être mangées, laissez Ilambosalama y descendre. [2.165]
Puisque les pêchers des fossés doivent être dévastés, qu' on y laisse descendre Lambosalama. [2.415 #733] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | A tout prendre, puisqu'il faut être exploité, il vaut encore mieux que ce soit par celui-là ; si tout le monde a sa part, pourquoi pas moi ? [2.415 #733]
Pour qu' il en ait aussi sa part. Il ne faut pas manquer les bonnes occasions. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|