|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mitratraingo | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|