|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mirefotra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Kapila voahitsaka: mirefotra ihany fa any ambany faladia. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona maivan-doha mihevi-tena ho zavatra: mipentsompentsona ihany, saingy tsy asian' ny olona vidiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|