|
|
|
|

Teny iditra1 mirefotra
Fototeny  2refotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitriatra, mitefoka: Mitriatra, mirefotra ny rantsan-kazo.
5Mipoaka: Mirefotra ny basy. [1.1]
Ohatra  6 Nahalala ny andaniny fa efa mihamandona ny saina sy faharetan' ny miaramila sy feom-bararata mirefotra. [2.472]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02