| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mifandaka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Toy fihavanan-jaza : raha miady, toa hifandaka ; fa raha mihavana, toa tsy hisaraka. [2.974 #427]
Toy ny fihavanan-jaza : miady toa tsy hiombona, ary raha mihavana toa tsy hisaraka. [2.558 #4279]
Toy ny fihavanan-jaza : raha miady, toa hifandaka ; fa raha mihavana, toa tsy hisaraka. [2.653 #3192]
|
| Dikanteny frantsay | Amitié d’enfants : la querelle semble aller jusqu’aux coups de pied; l’entente paraît sans retour. [2.974 #427]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|